Bocal and Co
Bocal&co a été fondée en 2019 et fourni des variété de contenants en verre transparent et en aluminium ainsi que quelques accessoires comme les bâtons à miel et autres.

L’objectif de Bocal&co est de fournir des solutions d’emballage aux producteurs malgaches, des contenants neufs, pratiques et simples d’utilisation .
Depuis sa création, nous avons bâti notre succès grâce à des conversations individuelles avec les clients pour découvrir ce dont ils ont vraiment besoin.
Face aux normes très strictes exigées par la plupart des boutiques distributeurs à Madagascar, nos petits bocaux dorés sont idéales pour emballer les produits alimentaires dans les meilleurs conditions .
Nous permettons aux petites entreprises d’acheter des petites quantités de bocaux (10 à 15pièces ) sans pour autant augmenter les tarifs car nous avons pour mission : les aider et les accompagner .
Nos bocaux respectent également les normes internationales pour ceux qui souhaites exporter leur produits à l’étranger .

Ny tanjon’ny Bocal&co dia ny hanome fonosana vaovao sy mora ampiasaina hitehirizana ireo vokatra malagasy.
Hatrany am-piandohana , dia niezaka izahay niresaka mivantana tamin’ireo mpanjifa mba hafantaranay ireo zavatra tena hilain’izy ireo, ary izany no fototry ny fahombiazanay.
Ity boaty miloko ranom-bolamena ity dia azo antoka tsara amin’ny fitahirizana ireo karazan-tsakafo amidy izay fepetra fototra takian’ireo tsena fivarotana izany eto madagasikara.
Tombony hoan’ireo orinasa vao misondrotra ny fisianay satria izahay dia afaka mamatsy boaty hoan’izy ireo amin’ny vidiny tsy miova na dia vitsy (10 na 15 isa) aza ny boaty jifain’izy ireo satria ny tanjonay dia ny hanampy azy ireo hatrany.
Ireto boaty ireto koa dia manaraka tsara ny fenitra iraisam-pirenena ho an’ireo maniry ny fandraharana ara-barotra any ivelan’ny Nosy.
Vente en ligne

Nos horaires
Nous sommes disponibles en ligne 7/7 jour. Vous pouvez nous contacter sur notre page facebook.
Une belle équipe dynamique se trouve derrière Bocal&co, disponible pour toutes questions et transactions .

Ny Ora fiasanay
Izahay dia afaka mandray anao 7/7 andro. Afaka mifandray aminay amin’ny alalan’ny pejy « facebook »-nay ianareo.
Ekipa mazoto sy vonona hatrany ny hamaly ireo fanontanianao ny ao ambadiky ny pejy Bocal&co.

A l’aire d’internet, nous pensons que tout est possible !
Ainsi, nous avons fait le choix de vendre uniquement en ligne sans avoir une boutique physique .
Notre catalogue web est spécialement conçue pour vous permettre de trouver rapidement et commander facilement ce dont vous avez besoin .
Où que vous soyez à Madagascar, vous pouvez recevoir nos petits bocaux dorés sans avoir à vous déplacer.

Amin’ny alalan’ny aterineto, dia azo atao ny zavatra rehetra !
Ary izany no nisafidiananay ny hivarotra amin’ny tambajotra-tserasera na dia tsy manana trano fivarotana ary izahay.
Natao indrindra ity tranokala ity mba hahafahanareo mitady sy manafatra izay ilainareo amin’ny fomba tsotra sy haingana.
N’aiza n’aiza eto Madagasikara, dia afaka manjifa ny boaty kely miloko ranom-bolamena ianao, eny tsy voatery mihetsika amin’izay misy anao.

Livraison
Les frais de livraison seront ajoutés à votre facture .
Ces frais sont basés sur le poids des produits ainsi que leur volume
En raison des variations inhérentes à la taille de la commande et aux frais de transport, nous ne sommes pas en mesure de publier les tarifs d’expédition.
Pour obtenir une estimation, merci de contacter notre service clientèle au 034 16 673 64 / 034 17 876 04
La livraison se fait uniquement après le règlement total de la commande .
Nous nous efforçons d’expédier les commandes le plus rapidement et de manière plus fiable.
Les commandes passés la veille sont généralement expédiées le lendemain .

Fanateran’entana
Ny saran’ny fanaterana ny entana dia anjarany mpanjifa ny fandoavana azy.
Io saran’ny fanaterana entana io dia miankina amin’ny lanja sy ny habean’ny entana.
Satria mety tsy hitovy avokoa ny entana ho aterina ary koa mety samy hanana ny halaviran’ny làlana hanaterana izany, dia tsy afaka faritanay eto izany sarany fandefasana izany.
Afaka miantso ireto laharana manaraka ireto ianao raha te ahafantatra ny tokony ho alohanao, dia ny : 034 16 673 64 / 034 17 876 04
Tsy afaka atao ny fanaterana ny entana raha tsy voaloha sy milamina avokoa ny mombamomba izay zavatra ilainao.
Adidinay ny manao izay hatongavan’ny entana farak’izay haingana nefa azo antoka any aminao.
Ny ampitson’ny hanafaranao ny entana araky ny mahazatra dia tokony ho tonga any aminao ny entana.
"Nos petits bocaux dorés vous accompagnent dans vos projets"
Nos collaborateurs
https://www.facebook.com/tojoniainakoly/
" Nos petits bocaux dorés vous accompagnent dans vos projets "