Miatomboka ny taona, fanaotsika ny mametraka « résolution » hampivoatra ny fomba fiainana sy fiasa. Maninona moa raha atomboka @ fandaminana ao an-tokantrano izany?

Ny Bocal & Co dia mamokatra

Misy taille isan-karazany izay tsara itehirizana vokatra malagasy toy ny épices, confiture, miel, beurre de cacahuette, pâte à tartiner, huile coco, mayonnaise, lasary, rhum, vanille, jus, soupe.

Tsy vitan’ny mampilamina ny anaty placard sy @ toerana fampirimina rehetra izy fa « décoratifs » ihany koa.

Ho anao izay manao « exportation » ny vokatra malagasy voatanisa etsy ambony dia tena ilainao koa ireo, fa tena tsara kalitao.

Tiako ny manohana ny vokatra malagasy, indrindra moa raha tsara kalitao, ary mamporisika anao hatrany koa aho, fa tsara ny antsika!